Nehodí se? Vůbec nevadí! Zboží můžete vrátit až do 30 dní
S dárkovým poukazem nešlápnete vedle. Obdarovaný si za dárkový poukaz může vybrat cokoliv z naší nabídky.
Až 30 dní na vrácení zboží
Ny Revio Tsara Soratra dia Ambatonamelankafatra mirakitra sy mampiranty asa soratra voakaly sy mateza vakiana, na sombin-tantara na tantara noforonina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa. Ny Revio Tsara Soratra koa dia Ambohipihaonana ho an'ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan'ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asa sorany amin'ireo mpankafy izany.
Ho hitanao ato ny sanganasan'i Esther Randriamamonjy, Soamiely Andriamananjara, Hemerson Andrianetrazafy, Mossieur Njo, Mero Kosiky, Iriana Solevayn, Hanitr'Ony, Rojo, Hoby Rasolofoarimasy, Volatiana Rahaga, Tahirintsoa, Riva, Adrien Ratsimbaharison, Naivo, Mina Ilarion, Ny Maoza.
Ahoj! Jsem Libroamiko, tvůj knižní rádce.
Jak ti můžu pomoct?